Luke 19:16 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia tonga ny voalohany ka niteny hoe: Tompoko, ny mina iray taminao dia efa nahazoana tombony mina folo.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Dia tonga ny voalohany ka nanao hoe: Tompoko, nahazoana mina folo ny mina iray.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Niseho ilay voalohany ka nilaza hoe: «Nahazo denàry arivo, tompoko, ny denàry zato nomenao ahy!»
Malagasy Bible 1865
Dia tonga ny voalohany ka nanao hoe: Tompoko, ny farantsanao iray efa nahazoana tombony farantsa folo.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia tonga ny voalohany ka niteny hoe: Tompoko, ny mina iray taminao dia efa nahazoana tombony mina folo.
malagasy
Dia tonga ny voalohany ka nanao hoe: Tompoko, ny farantsanao iray efa nahazoana tombony farantsa folo.