Luke 19:17 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia hoy izy taminy: Tsara izany, ry mpanompo tsara; satria nahatoky tamin’ny kely indrindra ianao dia manàna fahefana amin’ny tanàna folo.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary hoy izy taminy: Tsara izany, ry mpanompo tsara, noho ianao nahatoky tamin’ny kely, dia hanapaka tanàna folo ianao.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia hoy ny mpanjaka taminy: «Mahafinaritra izany, ry mpanompo tsara; nahatoky tamin’ny zava-madinika ianao, ka dia tendreko hiandraikitra tanàna folo.»
Malagasy Bible 1865
Ary hoy izy taminy: Tsara izany, ry mpanompo tsara; satria nahatoky tamin'ny kely indrindra ianao, dia manapaha tanàna folo.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia hoy izy taminy: Tsara izany, ry mpanompo tsara; satria nahatoky tamin’ny kely indrindra ianao dia manàna fahefana amin’ny tanàna folo.
malagasy
Ary hoy izy taminy: Tsara izany, ry mpanompo tsara; satria nahatoky tamin'ny kely indrindra ianao, dia manapaha tanàna folo.