Luke 19:2 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary indro, nisy lehilahy iray antsoina hoe Zakaiosy izay lehiben’ny mpamory hetra sady mpanankarena.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary indro nisy lehilahy anankiray atao hoe Zake, lehiben’ny Poblikanina sady mpanan-karena,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ary indro nisy lehilahy atao hoe Zakeo, sady lehiben’ny mpamory hetra no mpanankarena.
Malagasy Bible 1865
Ary, indro, nisy lehilahy atao hoe Zakaiosy, izay lehiben'ny mpamory hetra sady nanan-karena.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary indro, nisy lehilahy iray antsoina hoe Zakaiosy izay lehiben’ny mpamory hetra sady mpanankarena.
malagasy
Ary, indro, nisy lehilahy atao hoe Zakaiosy, izay lehiben'ny mpamory hetra sady nanan-karena.