Luke 19:20 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa tonga kosa ny iray ka niteny hoe: Tompoko, inty ny mina taminao, izay notahiriziko voafono tapa-damba.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Fa tonga kosa ny anankiray ka nanao hoe: Tompoko, indro ny minanao, fa notahiriziko tao anaty lamba;
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Tonga kosa ny anankiray hafa ka nanao hoe: «Intỳ, tompoko, ny denàry zato nomenao ahy, fa nataoko tsara tahiry tanaty mosara.
Malagasy Bible 1865
Fa tonga kosa ny anankiray ka nanao hoe: Tompoko, indry ny farantsanao, izay notehiriziko voafono amin'ny mosara.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa tonga kosa ny iray ka niteny hoe: Tompoko, inty ny mina taminao, izay notahiriziko voafono tapa-damba.
malagasy
Fa tonga kosa ny anankiray ka nanao hoe: Tompoko, indry ny farantsanao, izay notehiriziko voafono amin'ny mosara.