Luke 19:21 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa natahotra anao aho satria olona mila voa tsy ary ianao ka maka izay tsy napetrakao ary mijinja izay tsy nafafinao.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
satria natahotra anao aho, noho ianao lehilahy sarotiny ka maka izay tsy napetrakao, sy mijinja izay tsy nafafinao.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Natahotra anao manko aho, satria lehilahy sarotiny ianao, ka maka izay tsy napetrakao ary mijinja izay tsy nafafinao.»
Malagasy Bible 1865
Fa natahotra anao aho, satria olona mila voatsiary ianao ka maka izay tsy napetrakao, ary mijinja izay tsy nafafinao.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa natahotra anao aho satria olona mila voa tsy ary ianao ka maka izay tsy napetrakao ary mijinja izay tsy nafafinao.
malagasy
Fa natahotra anao aho, satria olona mila voatsiary ianao ka maka izay tsy napetrakao, ary mijinja izay tsy nafafinao.