Luke 19:22 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary hoy ny tompony taminy: Ny vavanao no hitsarako anao, ry mpanompo ratsy fanahy. Fantatrao fa izaho dia olona mila voa tsy ary ka maka izay tsy napetrako ary mijinja izay tsy nafafiko;
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Dia hoy ilay mpanjaka taminy: Azoko amin’ny vavanao ianao, ry mpanompo ratsy fanahy; fantatrao fa olona sarotiny aho ka maka izay tsy napetrako ary mijinja izay tsy nafafiko;
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia hoy ny mpanjaka taminy: «Mpanompo ratsy fanahy raha ianao! Ny teninao no itsarako anao: fantatrao fa lehilahy sarotiny aho, maka izay tsy napetrako ary mijinja izay tsy nafafiko;
Malagasy Bible 1865
Ary hoy ny tompony taminy: Ny vavanao no hitsarako anao, ry mpanompo ratsy fanahy: fantatrao fa izaho dia olona mila voatsiary ka maka izay tsy napetrako, ary mijinja izay tsy nafafiko;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary hoy ny tompony taminy: Ny vavanao no hitsarako anao, ry mpanompo ratsy fanahy. Fantatrao fa izaho dia olona mila voa tsy ary ka maka izay tsy napetrako ary mijinja izay tsy nafafiko;
malagasy
Ary hoy ny tompony taminy: Ny vavanao no hitsarako anao, ry mpanompo ratsy fanahy: fantatrao fa izaho dia olona mila voatsiary ka maka izay tsy napetrako, ary mijinja izay tsy nafafiko;