Luke 19:23 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
koa nahoana no tsy napetrakao tamin’ny mpampanjanaka vola ny volako, koa rehefa tonga aho dia ho nandray ny ahy miaraka amin’ny zanany?
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
koa nahoana àry no tsy napetrakao tany amin’ny banky ny volako, mba handraisako azy mban-janany rehefa tafaverina aho?
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
koa nahoana àry no tsy napetrakao tany amin’ny banky ny volako, ka ho noraisiko mbamin’ny zana-bola rehefa tafaverina aho?»
Malagasy Bible 1865
koa nahoana no tsy napetrakao tamin'ny mpanana vola ny volako, ka rehefa tonga aho, dia ho nandray ny ahy mban-janany?
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
koa nahoana no tsy napetrakao tamin’ny mpampanjanaka vola ny volako, koa rehefa tonga aho dia ho nandray ny ahy miaraka amin’ny zanany?
malagasy
koa nahoana no tsy napetrakao tamin'ny mpanana vola ny volako, ka rehefa tonga aho, dia ho nandray ny ahy mban-janany?