Luke 19:24 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary hoy izy tamin’ireo izay nitsangana teo anilany: Alaivo ny mina eny aminy ka omeo ilay manana mina folo.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Dia izao no nataony tamin’izay teo: Alao ny minany eny aminy ka omeo ilay manana folo.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ary hoy ny mpanjaka tamin’izay nanatrika teo: «Alao ny denàry zato eny aminy ka omeo an’ilay nahazo denàry arivo!»
Malagasy Bible 1865
Ary hoy izy tamin'izay nitsangana teo anilany: Alao ny farantsa eny aminy, ka omeo ilay manana farantsa folo
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary hoy izy tamin’ireo izay nitsangana teo anilany: Alaivo ny mina eny aminy ka omeo ilay manana mina folo.
malagasy
Ary hoy izy tamin'izay nitsangana teo anilany: Alao ny farantsa eny aminy, ka omeo ilay manana farantsa folo