Luke 19:27 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa ireo fahavaloko tsy nanaiky hanjakako ireo dia ento atỳ ka vonoy eto anatrehako.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary ireo fahavaloko tsy nety hanjakako ireo kosa dia ento atỳ, ka vonoy eto anatrehako.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Fa iretsy fahavaloko tsy nanaiky hanjakako iretsy, dia ento atỳ ka vonoy eto anatrehako!»
Malagasy Bible 1865
Fa ireo fahavaloko tsy nanaiky hanjakako ireo, dia ento atỳ, ka vonoy eto anatrehako.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa ireo fahavaloko tsy nanaiky hanjakako ireo dia ento atỳ ka vonoy eto anatrehako.
malagasy
Fa ireo fahavaloko tsy nanaiky hanjakako ireo, dia ento atỳ, ka vonoy eto anatrehako.