Luke 19:28 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Rehefa niteny izany Izy dia nandeha nialoha hiakatra ho any Jerosalema.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Rehefa niteny izany i Jesoa dia nandeha nialoha hiakatra any Jerosalema,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Nony avy niteny izany i Jesoa, dia nitarika ny dia hiakatra ho any Jerosalema.
Malagasy Bible 1865
Ary rehefa niteny izany Izy, dia nandeha nialoha hiakatra ho any Jerosalema.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Rehefa niteny izany Izy dia nandeha nialoha hiakatra ho any Jerosalema.
malagasy
Ary rehefa niteny izany Izy, dia nandeha nialoha hiakatra ho any Jerosalema.