Luke 19:29 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Raha nanakaiky an’i Betifaga sy Betania teo an-tendrombohitra atao hoe Oliva Izy dia naniraka roa lahy tamin’ny mpianatra
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
ka nony mby akaikin’i Betfage sy i Betania anilan’ny tendrombohitra Oliva Izy, dia naniraka ny mpianany roa lahy,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Rehefa nanakaiky an’i Betifage sy i Betania izay eo amin’ny tendrombohitra atao hoe Analanôliva Izy, dia naniraka roa lahy tamin’ny mpianany
Malagasy Bible 1865
Ary raha nanakaiky an'i Betifaga sy Betania teo an-tendrombohitra atao hoe Oliva Izy, dia naniraka roa lahy tamin'ny mpianatra
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Raha nanakaiky an’i Betifaga sy Betania teo an-tendrombohitra atao hoe Oliva Izy dia naniraka roa lahy tamin’ny mpianatra
malagasy
Ary raha nanakaiky an'i Betifaga sy Betania teo an-tendrombohitra atao hoe Oliva Izy, dia naniraka roa lahy tamin'ny mpianatra