Luke 19:3 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Nitady hahita izy hoe iza moa Jesosy, kanefa tsy afaka noho ny vahoaka satria fohy izy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
nitady hahita an’i Jesoa mba hahalala Azy, fa tsy afaka noho ny habetsahan’ny olona, satria fohy izy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Mba nitady hahita izany Jesoa izany izy, saingy fohy ka tsy afa-nanoatra satria nifanety ny vahoaka.
Malagasy Bible 1865
Ary nitady hahita izay Jesosy izy, kanefa ny afaka noho ny habetsahan'ny olona nifanety, satria fohy izy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Nitady hahita izy hoe iza moa Jesosy, kanefa tsy afaka noho ny vahoaka satria fohy izy.
malagasy
Ary nitady hahita izay Jesosy izy, kanefa ny afaka noho ny habetsahan'ny olona nifanety, satria fohy izy.