Luke 19:31 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Raha misy manontany anareo hoe: Nahoana no vahànareo io? Dia izao no holazainareo: Misy raharaha ilàn’ny Tompo azy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary raha misy manontany anareo hoe: ‹Nahoana io no vahanareo?› valio hoe: ‹Misy ilàn’ny Tompo azy.› »
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ary raha misy olona manontany anareo hoe: «Nahoana io no vahanareo?», dia valio hoe: «Misy ilàn’ny Tompo azy.»
Malagasy Bible 1865
Ary raha misy manontany anareo hoe: Nahoana no vahanareo io? dia izao no holazainareo: Misy raharaha analan'ny Tompo azy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Raha misy manontany anareo hoe: Nahoana no vahànareo io? Dia izao no holazainareo: Misy raharaha ilàn’ny Tompo azy.
malagasy
Ary raha misy manontany anareo hoe: Nahoana no vahanareo io? dia izao no holazainareo: Misy raharaha analan'ny Tompo azy.