Luke 19:32 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Nony nandeha ireo nirahina dia nahita araka izay nolazainy taminy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Dia lasa ireo iraka ka nahita ny zavatra araka ny voalazan’i Jesoa taminy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Nony lasa ireo nirahina, dia nahita araka izay voalazan’i Jesoa taminy.
Malagasy Bible 1865
Ary nony nandeha ireo nirahina, dia nahita araka izay nolazainy taminy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Nony nandeha ireo nirahina dia nahita araka izay nolazainy taminy.
malagasy
Ary nony nandeha ireo nirahina, dia nahita araka izay nolazainy taminy.