Luke 19:33 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Rehefa namaha ny zana-boriky izy dia hoy ireo tompony taminy: Nahoana no vahànareo ny zana-boriky?
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Teo am-pamahana ny zanak’ampondra dia hoy ny tompony tamin’izy ireo: «Nahoana no vahanareo ity zanak’ampondra?»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Raha namaha ny zana-boriky iny izy, dia hoy ny tompom-boriky hoe: –Nahoana io no vahanareo?
Malagasy Bible 1865
Ary raha namaha ny zana-boriky izy, dia hoy ny tompony taminy: Nahoana no vahanareo ny zana-boriky?
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Rehefa namaha ny zana-boriky izy dia hoy ireo tompony taminy: Nahoana no vahànareo ny zana-boriky?
malagasy
Ary raha namaha ny zana-boriky izy, dia hoy ny tompony taminy: Nahoana no vahanareo ny zana-boriky?