Luke 19:35 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia nitondra azy ho any amin’i Jesosy izy ireo ary nametraka ny lambany teo ambonin’ny zana-boriky ka nampitaingeniny azy Jesosy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Dia nentiny tany amin’i Jesoa ny zanak’ampondra, ka nataony teo amboniny ny fitafiany, dia natainginy teo i Jesoa.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Nentin’ireto iraka nankeo amin’i Jesoa ilay zana-boriky; ary ny lamban’izy roa lahy no napetrany teo amboniny, vao nasainy nitaingina i Jesoa.
Malagasy Bible 1865
Dia nitondra azy ho any amin'i Jesosy izy ary nametraka ny lambany teo ambonin'ny zana-boriky, ka nampitaingeniny azy Jesosy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia nitondra azy ho any amin’i Jesosy izy ireo ary nametraka ny lambany teo ambonin’ny zana-boriky ka nampitaingeniny azy Jesosy.
malagasy
Dia nitondra azy ho any amin'i Jesosy izy ary nametraka ny lambany teo ambonin'ny zana-boriky, ka nampitaingeniny azy Jesosy.