Luke 19:36 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary raha nandroso Jesosy dia namelatra ny lambany teny an-dalana izy ireo.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nony nandroso Izy, dia novelaran’ny olona ny fitafiany ny lalana.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Nony nandroso i Jesoa, dia namelaran’ny olona lamba teny amin’ny lalan-kalehany.
Malagasy Bible 1865
Ary raha nandeha Jesosy, dia namelatra ny lambany teny an-dalana izy lreo.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary raha nandroso Jesosy dia namelatra ny lambany teny an-dalana izy ireo.
malagasy
Ary raha nandeha Jesosy, dia namelatra ny lambany teny an-dalana izy lreo.