Luke 19:37 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Rehefa nanakaiky Izy ka tonga teo am-pidinana amin’ny tendrombohitra Oliva dia faly avokoa ny mpianatra marobe ka nidera an’Andriamanitra tamin’ny feo mahery noho ny asa lehibe rehetra izay efa hitany
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary rehefa mby akaikin’ny fidinana amin’ny tendrombohitra Oliva Izy, dia nientan-kafaliana ny mpianany maro be ka nankalaza an’Andriamanitra tamin’ny feo mahery, noho ny fahagagana rehetra hitany.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Rehefa nanakaiky an’i Jerosalema Izy ka handray ilay fidinana eo amin’ny tendrombohitra Analanôliva, dia nisy mpianatra marobe indray nientan-kafaliana sady nidera an’Andriamanitra tamin’ny feo mahery, noho ny asa mahagaga rehetra efa hitany;
Malagasy Bible 1865
Ary rehefa nanakaiky Izy ka tonga teo am-pidinana amin'ny tendrombohitra Oliva, dia nifaly avokoa ny mpianatra maro be ka nidera an'Andriamanitra tamin'ny feo mahery noho ny asa lehibe rehetra izay efa hitany
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Rehefa nanakaiky Izy ka tonga teo am-pidinana amin’ny tendrombohitra Oliva dia faly avokoa ny mpianatra marobe ka nidera an’Andriamanitra tamin’ny feo mahery noho ny asa lehibe rehetra izay efa hitany
malagasy