Luke 19:38 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
ka niteny hoe: Isaorana anie ny Mpanjaka, Ilay avy amin’ny anaran’NY TOMPO. Fiadanana any an-danitra ary voninahitra any amin’ny avo indrindra!
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
«Hankalazaina anie, hoy izy ireo, ny Mpanjaka avy, amin’ny Anaran’ny Tompo! Fiadanana anie any an-danitra, ary voninahitra anie amin’ny Avo Indrindra!»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
hoy ny antsoantsony hoe: «Hombàm-pitahiana amin’ny anaran’ny Tompo anie ny Mpanjaka izay avy! Fiadanana anie any an-danitra, ary voninahitra anie ho an’Andriamanitra!»
Malagasy Bible 1865
ka nanao hoe: Isaorana anie ny Mpanjaka, Izay avy amin'ny anaran'i Jehovah. Fiadanana any an-danitra, ary voninahitra any amin'ny avo indrindra.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
ka niteny hoe: Isaorana anie ny Mpanjaka, Ilay avy amin’ny anaran’NY TOMPO. Fiadanana any an-danitra ary voninahitra any amin’ny avo indrindra!
malagasy
ka nanao hoe: Isaorana anie ny Mpanjaka, Izay avy amin'ny anaran'i Jehovah. Fiadanana any an-danitra, ary voninahitra any amin'ny avo indrindra.