Luke 19:39 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa ny Fariseo sasany, izay teo amin’ny vahoaka, dia niteny Taminy hoe: Mpampianatra ô, rarao ny mpianatrao!
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary ny Farisianina sasany izay teo amin’ny vahoaka nanao taminy hoe: «Ry Mpampianatra ô, rarao re ny mpianatrao!»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Nisy kosa Farisianina avy teo anivon’ny vahoaka niteny tamin’i Jesoa hoe: –Mpampianatra ô, mba teneno ny mpianatrao hangina!
Malagasy Bible 1865
Fa ny Fariseo sasany, izay teo amin'ny vahoaka, nanao taminy hoe: Mpampianatra ô, rarao ny mpianatrao.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa ny Fariseo* sasany, izay teo amin’ny vahoaka, dia niteny Taminy hoe: Mpampianatra ô, rarao ny mpianatrao!
malagasy
Fa ny Fariseo sasany, izay teo amin'ny vahoaka, nanao taminy hoe: Mpampianatra ô, rarao ny mpianatrao.