Luke 19:4 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia nihazakazaka nialoha izy ka nananika tamin’ny aviavy iray mba hahatazanany an’i Jesosy; fa efa handalo tamin’izany lalana izany Izy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Koa nihazakazaka nialoha izy, dia nianika amontana anankiray hitazana Azy, fa eo no handalovany.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia nilomay nialoha izy ka nianika hazo amontana mba hitazana an’i Jesoa, fa akaikin’izany no efa handalovany.
Malagasy Bible 1865
Dia nihazakazaka nialoha izy ka nananika aviavy hizaha an'i Jesosy; fa efa handalo tamin'izany lalana izany Izy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia nihazakazaka nialoha izy ka nananika tamin’ny aviavy iray mba hahatazanany an’i Jesosy; fa efa handalo tamin’izany lalana izany Izy.
malagasy
Dia nihazakazaka nialoha izy ka nananika aviavy hizaha an'i Jesosy; fa efa handalo tamin'izany lalana izany Izy.