Luke 19:40 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa Izy namaly hoe: Lazaiko aminareo fa raha mangina ireo dia ny vato no hiantsoantso.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Fa novaliany hoe: «Lazaiko aminareo fa raha mangina ireo, dia hiantsoantso ny vato.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Fa novalian’i Jesoa hoe: –Lazaiko aminareo fa raha mangina ireo, dia ny vato no hiantsoantso!
Malagasy Bible 1865
Fa Izy namaly ka nanao hoe: Lazaiko aminareo fa raha mangina ireo, dia ny vato no hiantsoantso.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa Izy namaly hoe: Lazaiko aminareo fa raha mangina ireo dia ny vato no hiantsoantso.
malagasy
Fa Izy namaly ka nanao hoe: Lazaiko aminareo fa raha mangina ireo, dia ny vato no hiantsoantso.