Luke 19:41 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Raha nanakaiky Izy ka nahita ny tanàna dia nitomany azy
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary nony mby akaiky Izy ka nahita an’i Jerosalema dia nitomany azy nanao hoe:
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ary nanakaiky an’i Jerosalema hatrany i Jesoa ka nony nahatazana ny tanàna, dia nitomany azy
Malagasy Bible 1865
Ary raha nanakaiky Izy ka nahita ny tanàna, dia nitomany azy
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Raha nanakaiky Izy ka nahita ny tanàna dia nitomany azy
malagasy
Ary raha nanakaiky Izy ka nahita ny tanàna, dia nitomany azy