Luke 19:42 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
ka niteny hoe: Raha mba nahafantatra mantsy ianao, na anio ihany aza, ny amin’izay momba ny fiadanana! Nefa ankehitriny, nafenina tamin’ny masonao izany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
«Raha izay kosa mantsy ianao no mba nahalala izay hampiadana anao, na dia amin’ity andro nomena anao ity ihany aza! Fa takona ny masonao izany ankehitriny.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
sady nanao hoe: –Raha mba fantatrao amin’ity andro ity manko izay hanananao fiadanana! Nefa indrisy, takona ny masonao izany!
Malagasy Bible 1865
ka nanao hoe: Raha mba nahafantatra mantsy ianao na dia amin'ity andro ity aza izay momba ny fiadanana! - fa ankehitriny miafina amin'ny masonao izany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
ka niteny hoe: Raha mba nahafantatra mantsy ianao, na anio ihany aza, ny amin’izay momba ny fiadanana! Nefa ankehitriny, nafenina tamin’ny masonao izany.
malagasy
ka nanao hoe: Raha mba nahafantatra mantsy ianao na dia amin'ity andro ity aza izay momba ny fiadanana! - fa ankehitriny miafina amin'ny masonao izany.