Luke 19:44 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
ary hamongotra anao sy ny zanakao ao aminao izy ka tsy havelany hisy vato mifanongoa eo aminao, ho valin’ny tsy nahafantaranao ny fotoana namangiana anao.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
ary hofongorany hatramin’ny tany mbamin’ny zanakao eo anatinao ka tsy havelany hisy vato mifanongoa eo aminao, satria tsy nahalala ny andro namangiana anao ianao.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Hofongorana tanteraka ianao sy ny mponina ao anatinao ka tsy havelany hisy vato mifanongoa eo aminao, noho ianao tsy nahalala ny andro notendren’Andriamanitra hamangiana anao!
Malagasy Bible 1865
ary hamongotra anao hatramin'ny tany mbamin'ny zanakao ao anatinao, ka tsy havelany hisy vato mifanongoa eo aminao, ho valin'ny tsy nahafantaranao ny andro namangiana anao.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
ary hamongotra anao sy ny zanakao ao aminao izy ka tsy havelany hisy vato mifanongoa eo aminao, ho valin’ny tsy nahafantaranao ny fotoana namangiana anao.
malagasy
ary hamongotra anao hatramin'ny tany mbamin'ny zanakao ao anatinao, ka tsy havelany hisy vato mifanongoa eo aminao, ho valin'ny tsy nahafantaranao ny andro namangiana anao.