Luke 19:45 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary niditra teo amin’ny tempoly Jesosy dia nandroaka izay nivarotra
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nony niditra tao an-Tempoly Izy, dia nandroaka ny mpivarotra sy ny mpividy tao,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Nony tafiditra tao an- kianjan’ny tempoly i Jesoa, dia nandroaka ireo mpivarotra
Malagasy Bible 1865
Ary niditra teo an-kianjan'ny tempoly Jesosy, dia nandroaka izay nivarotra
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary niditra teo amin’ny tempoly Jesosy dia nandroaka izay nivarotra
malagasy
Ary niditra teo an-kianjan'ny tempoly Jesosy, dia nandroaka izay nivarotra