Luke 19:46 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
ka niteny taminy hoe: Voasoratra hoe: «Ny tranoko dia trano fivavahana (Isa 56.7); fa ianareo kosa dia nampiasa azy ho zohy fieren’ny jiolahy» (Jer 7.11).
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
ka nanao taminy hoe: «Efa voasoratra, fa ny tranoko dia trano fivavahana, nefa ianareo kosa nanao azy ho zohin’ny mpangalatra.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
sady nanao taminy hoe: –izao no voalazan’ny Soratra Masina: «Ny tranoko dia trano fivavahana.» Nefa he itỳ izy ataonareo zohy fieren’ny mpangalatra!
Malagasy Bible 1865
ka nanao taminy hoe: Efa voasoratra hoe: Ny tranoko dia trano fivavahana (Isa. 56. 7); fa ianareo kosa nanao azy ho zohy fieren'ny jiolahy (Jery. 7. 11).
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
ka niteny taminy hoe: Voasoratra hoe: «Ny tranoko dia trano fivavahana (Isa 56.7); fa ianareo kosa dia nampiasa azy ho zohy fieren’ny jiolahy» (Jer 7.11).
malagasy
ka nanao taminy hoe: Efa voasoratra hoe: Ny tranoko dia trano fivavahana (Isa. 56. 7); fa ianareo kosa nanao azy ho zohy fieren'ny jiolahy (Jery. 7. 11).