Luke 19:47 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary nampianatra isanandro teo amin’ny tempoly Izy. Fa ireo lehiben’ny mpisorona sy ny mpanoradalàna ary ny loholona dia nitady hahafaty Azy;
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Dia nampianatra isan’andro tao an-Tempoly Izy; fa ny lehiben’ny mpisorona sy ny mpanora-dalàna ary ny loholona kosa nitady hahafaty Azy;
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ary nampianatra isan’andro teo an-kianjan’ny tempoly i Jesoa; fa ny lohandoha-mpisorona sy ny mpahay lalàna mbamin’ny loholom-bahoaka kosa nitady hahafaty Azy.
Malagasy Bible 1865
Ary nampianatra isan'andro teo an-kianjan'ny tempoly Izy. Fa ny lohan'ny mpisorona sy ny mpanora-dalàna ary ny loholona nitady hahafaty Azy;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary nampianatra isanandro teo amin’ny tempoly Izy. Fa ireo lehiben’ny mpisorona sy ny mpanoradalàna ary ny loholona dia nitady hahafaty Azy;
malagasy
Ary nampianatra isan'andro teo an-kianjan'ny tempoly Izy. Fa ny lohan'ny mpisorona sy ny mpanora-dalàna ary ny loholona nitady hahafaty Azy;nefa tsy hitany izay hataony, satria ny vahoaka rehetra nazoto dia nazoto hihaino Azy.