Luke 19:48 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
nefa tsy hitan’izy ireo izay hatao satria ny vahoaka rehetra dia liana nihaino Azy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
nefa tsy hitan’izy ireo izay hevitra hoenti-manao izany, satria faly sy ravo nihaino Azy ny vahoaka rehetra.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Saingy tsy hitan-dry zareo izay hatao satria liana fatratra ny vahoaka rehetra mihaino Azy.
Malagasy Bible 1865
nefa tsy hitany izay hataony, satria ny vahoaka rehetra nazoto dia nazoto hihaino Azy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
nefa tsy hitan’izy ireo izay hatao satria ny vahoaka rehetra dia liana nihaino Azy.
malagasy
nefa tsy hitany izay hataony, satria ny vahoaka rehetra nazoto dia nazoto hihaino Azy.