Luke 19:5 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Rehefa tonga teo Jesosy dia niandrandra ka niteny taminy hoe: Ry Zakaiosy, midìna haingana; fa tsy maintsy mitoetra ao an-tranonao Aho anio.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nony mby teo i Jesoa dia niandrandra ka nahita azy, ary nanao taminy hoe: «Ry Zake, midìna haingana, fa tsy maintsy hiantrano ao aminao Aho anio.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Nony tonga teo i Jesoa, dia nitraka ary niteny tamin’i Zakeo hoe: –Ry Zakeo, midîna faingana fa any aminao Aho anio no tsy maintsy miantrano.
Malagasy Bible 1865
Ary rehefa tonga teo Jesosy, dia niandrandra ka nanao taminy hoe: Ry Zakaiosy, midina faingana; fa tsy maintsy mitoetra ao an-tranonao Aho anio.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Rehefa tonga teo Jesosy dia niandrandra ka niteny taminy hoe: Ry Zakaiosy, midìna haingana; fa tsy maintsy mitoetra ao an-tranonao Aho anio.
malagasy
Ary rehefa tonga teo Jesosy, dia niandrandra ka nanao taminy hoe: Ry Zakaiosy, midina faingana; fa tsy maintsy mitoetra ao an-tranonao Aho anio.