Luke 19:7 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary raha nahita izany ny rehetra dia nimonomonona ka niteny hoe: Lasa nandeha hiantrano amin’izay lehilahy mpanota Izy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary nony nahita izany ny olona, dia nimonomonona nanao hoe: «Lasa niditra any an-tranon’ny mpanota Izy.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Nimonomonona ny olona rehetra nanatrika teo ka nanao hoe: –Any amin’ny mpanota indray re no amantanany!
Malagasy Bible 1865
Ary raha nahita izany izy rehetra, dia nimonomonona ka nanao hoe: Lasa nandeha hiantrano amin'izay lehilahy mpanota Izy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary raha nahita izany ny rehetra dia nimonomonona ka niteny hoe: Lasa nandeha hiantrano amin’izay lehilahy mpanota Izy.
malagasy
Ary raha nahita izany izy rehetra, dia nimonomonona ka nanao hoe: Lasa nandeha hiantrano amin'izay lehilahy mpanota Izy.