Luke 19:9 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary hoy Jesosy taminy: Anio no tonga eto amin’ity trano ity ny famonjena, fa izy dia zanak’i Abrahama koa.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Dia hoy i Jesoa taminy: «Tonga amin’ity trano ity androany ny famonjena, satria zanak’i Abrahama koa ity lehilahy ity,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ary hoy i Jesoa taminy: –Anio ny famonjena dia tafiditra amin’ity trano ity; noho izany ity lehilahy ity koa dia zanak’i Abrahama!
Malagasy Bible 1865
Ary hoy Jesosy taminy: Anio no tonga eto amin'ity trano ity ny famonjena, fa izy dia zanak'i Abrahama koa.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary hoy Jesosy taminy: Anio no tonga eto amin’ity trano ity ny famonjena, fa izy dia zanak’i Abrahama koa.
malagasy
Ary hoy Jesosy taminy: Anio no tonga eto amin'ity trano ity ny famonjena, fa izy dia zanak'i Abrahama koa.