Luke 2:1 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Tamin’izany andro izany dia nisy didy navoakan’i Aogosto Kaisara hampanoratra ny anaran’ny vahoaka rehetra amin’ny fanjakany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Tamin’izany andro izany dia namoaka didy i Sezara Aogosta hampanoratra ny anaran’ny vahoakany amin’ny tany rehetra:
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Tamin’izany andro izany, dia namoaka didy ny amperôra Aogosta hampanao fanisàm-bahoaka eran’ny fanjakana rômanina.
Malagasy Bible 1865
Ary tamin'izany andro izany dia nisy didy navoak'i Aogosto Kaisara hampanoratra ny anaran'ny vahoaka rehetra amin'ny fanjakany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Tamin’izany andro izany dia nisy didy navoakan’i Aogosto Kaisara hampanoratra ny anaran’ny vahoaka rehetra amin’ny fanjakany.
malagasy
Ary tamin'izany andro izany dia nisy didy navoak'i Aogosto Kaisara hampanoratra ny anaran'ny vahoaka rehetra amin'ny fanjakany.