Luke 2:12 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Izao no ho famantarana ho anareo: Ianareo dia hahita Zazakely voahodidina lamban-jaza sady mandry ao am-pihinanam-bilona.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary izao no ho famantarana ho anareo: dia hahita zaza kely voahodidina lamban-jaza, sady mandry ao amin’ny fihinanam-bilona, ianareo.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Izao no hahafantaranareo Azy: hahita zazakely anankiray voahodidina lamban-jaza sady mandry eo amina fihinanam-bilona ianareo.
Malagasy Bible 1865
Ary izao no ho famantarana ho anareo: ianareo hahita Zazakely voahodidina lamban-jaza sady mandry ao am-pihinanam-bilona;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Izao no ho famantarana ho anareo: Ianareo dia hahita Zazakely voahodidina lamban-jaza sady mandry ao am-pihinanam-bilona.
malagasy
Ary izao no ho famantarana ho anareo: ianareo hahita Zazakely voahodidina lamban-jaza sady mandry ao am-pihinanam-bilona;