Luke 2:15 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Tamin’izany, rehefa niala teo aminy ireo anjely ireo ka nankany an-danitra, dia niresaka ireo mpiandry ondry hoe: Andeha isika hankany Betlehema ka hizaha izany zavatra vao tonga izany, izay nampahafantarin’ny Tompo antsika.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary rehefa nandao azy ireo ny Anjely ka nankany an-danitra, dia niresaka ny mpiandry ondry nanao hoe: «Andeha isika ho any Betlehema hizaha izany zavatra vao tonga nampahafantarin’ny Tompo antsika izany.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Rehefa nilaozan’ny anjely niverina any an-danitra ireto mpiandry ondry, dia nifampiresaka hoe: –Andao mihitsy ho any Betlehema isika hizaha izany zava-baovao nampahalalain’ny Tompo antsika izany!
Malagasy Bible 1865
Ary tamin'izany rehefa niala teo aminy ireo anjely ireo ka nankany an- danitra, dia niresaka ireo lehilahy mpiandry ondry ka nanao hoe: Andeha isika hankany Betlehema ka hizaha izany zavatra vao tonga izany, izay nampahafantarin'ny Tompo antsika.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Tamin’izany, rehefa niala teo aminy ireo anjely ireo ka nankany an-danitra, dia niresaka ireo mpiandry ondry hoe: Andeha isika hankany Betlehema ka hizaha izany zavatra vao tonga izany, izay nampahafantarin’ny Tompo antsika.
malagasy