Luke 2:16 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia nandeha haingana izy ireo ka nahita an’i Maria sy i Josefa ary ny Zazakely nandry teo am-pihinanam-bilona.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Dia nankany haingana izy, ka nahita an’i Maria sy i Josefa ary ny Zaza kely mandry amin’ny fihinanam-bilona;
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia nandeha faingana izy ireo nankany, ka nahita an’i Maria sy i Jôsefa ary nahita zazakely mandry eo amin’ny fihinanam-bilona.
Malagasy Bible 1865
Dia nandeha faingana izy ka nahita an'i Maria sy Josefa, ary ny Zazakely nandry teo am-pihinanam-bilona.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia nandeha haingana izy ireo ka nahita an’i Maria sy i Josefa ary ny Zazakely nandry teo am-pihinanam-bilona.
malagasy
Dia nandeha faingana izy ka nahita an'i Maria sy Josefa, ary ny Zazakely nandry teo am-pihinanam-bilona.