Luke 2:17 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Nony efa nahita izy ireo dia nampiely izay teny nolazaina taminy ny amin’izany Zaza izany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
ary rehefa nahita izy ireo, dia nampiely ny teny nolazaina taminy ny amin’izany Zaza izany.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Nony avy nahita ireto mpamangy, dia nampiely ny teny nolazain’ny anjely taminy momba io zazakely io;
Malagasy Bible 1865
Ary nony efa nahita izy, dia nampiely izay teny nolazaina taminy ny amin'izany Zaza izany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Nony efa nahita izy ireo dia nampiely izay teny nolazaina taminy ny amin’izany Zaza izany.
malagasy
Ary nony efa nahita izy, dia nampiely izay teny nolazaina taminy ny amin'izany Zaza izany.