Luke 2:18 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Izay rehetra nandre dia gaga tamin’izay zavatra nolazain’ny mpiandry ondry taminy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary izay rehetra nandre dia gaga avokoa tamin’izay nolazain’ny mpiandry ondry taminy;
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
ary izay rehetra nandre dia gaga tamin’ny zavatra voalazan’ireo mpiandry ondry.
Malagasy Bible 1865
Ary izay rehetra nandre dia gaga tamin'izay zavatra nolazain'ny mpiandry ondry taminy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Izay rehetra nandre dia gaga tamin’izay zavatra nolazain’ny mpiandry ondry taminy.
malagasy
Ary izay rehetra nandre dia gaga tamin'izay zavatra nolazain'ny mpiandry ondry taminy.