Luke 2:19 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa i Maria kosa dia nitadidy izany teny rehetra izany ka nieritreritra azy tao am-pony.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
fa i Maria kosa nitadidy izany zavatra rehetra izany, ka nieritreritra azy tao am-pony.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
I Maria kosa nitadidy izany rehetra izany ka nieritreritra azy tao am-pony.
Malagasy Bible 1865
Fa Maria kosa nitadidy izany teny rehetra izany ka nieritreritra azy tao am-pony.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa i Maria kosa dia nitadidy izany teny rehetra izany ka nieritreritra azy tao am-pony.
malagasy
Fa Maria kosa nitadidy izany teny rehetra izany ka nieritreritra azy tao am-pony.