Luke 2:20 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary ny mpiandry ondry dia niverina nankalaza sy nidera an’Andriamanitra noho ny zavatra rehetra izay reny sy hitany, araka izay nolazaina taminy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary nody ny mpiandry ondry nidera sy nankalaza an’Andriamanitra noho ny zavatra rehetra reny sy hitany, araka izay nolazaina taminy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia lasa nody ireo mpiandry ondry ka nanome voninahitra sy dera an’Andriamanitra noho izay rehetra reny sy hitany, araka ny voalazan’ny anjely taminy.
Malagasy Bible 1865
Ary ny mpiandry ondry niverina nankalaza ny nidera an'Andriamanitra noho ny zavatra rehetra izay reny ny hitany, araka izay nolazaina taminy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary ny mpiandry ondry dia niverina nankalaza sy nidera an’Andriamanitra noho ny zavatra rehetra izay reny sy hitany, araka izay nolazaina taminy.
malagasy
Ary ny mpiandry ondry niverina nankalaza ny nidera an'Andriamanitra noho ny zavatra rehetra izay reny ny hitany, araka izay nolazaina taminy.