Luke 2:21 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Rehefa tapitra ny havaloana ka hoforana ny Zaza dia nataony hoe JESOSY ny anarany, araka ilay nolazain’ny anjely, fony tsy mbola torontoronina tao an-kibo Izy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary rehefa afaka ny havaloan’andro ka hoforàna ny Zaza, dia natao hoe Jesoa no Anarany, araka ilay nataon’ny Anjely fony tsy mbola torontoronina tao an-kibo izy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Tonga ny fotoana hamorana ilay zaza nony afaka herinandro; ary natao hoe Jesoa ny anarany, araka ilay nolazain’ny anjely talohan’ny nahatorontoronina Azy.
Malagasy Bible 1865
Ary rehefa tapitra ny havaloana, ka hoforana ny Zaza, dia nataony hoe Jesosy ny anarany, araka ilay nataon'ny anjely, fony tsy mbola torontoronina tao an-kibo Izy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Rehefa tapitra ny havaloana ka hoforana ny Zaza dia nataony hoe JESOSY ny anarany, araka ilay nolazain’ny anjely, fony tsy mbola torontoronina tao an-kibo Izy.
malagasy
Ary rehefa tapitra ny havaloana, ka hoforana ny Zaza, dia nataony hoe Jesosy ny anarany, araka ilay nataon'ny anjely, fony tsy mbola torontoronina tao an-kibo Izy.