Luke 2:22 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Rehefa tapitra ny andro fidiovany, araka ny lalànan’i Mosesy, dia nitondra Azy niakatra tany Jerosalema izy ireo mba hatolotra ho an’ny Tompo
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary rehefa tapitra ny andro fidiovany araka ny lalàn’i Môizy, dia nentiny ho any Jerosalema izy mba hatolotra amin’ny Tompo,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Tonga ny fotoana tsy maintsy anatanterahana ny fombam-pivavahana fidiovana ho an’i Maria sy i Jesoa zazakely, araka ny lalànan ’i Mosesy. Dia nentin’i Maria sy i Jôsefa tany Jerosalema ny zazakely mba hatolotra ny Tompo,
Malagasy Bible 1865
Ary rehefa tapitra ny andro fidiovany, araka ny lalàn'i Mosesy, dia nitondra Azy niakatra tany Jerosalema izy mba hatolotra ho an'ny Tompo
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Rehefa tapitra ny andro fidiovany, araka ny lalànan’i Mosesy, dia nitondra Azy niakatra tany Jerosalema izy ireo mba hatolotra ho an’ny Tompo
malagasy
Ary rehefa tapitra ny andro fidiovany, araka ny lalàn'i Mosesy, dia nitondra Azy niakatra tany Jerosalema izy mba hatolotra ho an'ny Tompo