Luke 2:23 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
araka ny voasoratra ao amin’ny lalànan’ny Tompo hoe: «Ny lahy voalohan-teraka rehetra dia hatao hoe Masina ho an’NY TOMPO» (Eks 13.2)
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
araka ny voasoratra ao amin’ny Lalàn’ny Tompo hoe: « Ny lahy voalohan-teraka rehetra dia hatao hoe masina ho an’ny Tompo,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
satria voasoratra ao amin’ny lalànan’ny Tompo hoe: «Hatokana ho an’ny Tompo ny lahimatoa rehetra.»
Malagasy Bible 1865
araka ny voasoratra ao amin'ny lalàn'ny Tompo hoe: Ny lahy voalohan-teraka rehetra hatao hoe masina ho an'i Jehovah. (Eks. 13. 2)
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
araka ny voasoratra ao amin’ny lalànan’ny Tompo hoe: «Ny lahy voalohan-teraka rehetra dia hatao hoe Masina ho an’NY TOMPO» (Eks 13.2)
malagasy
araka ny voasoratra ao amin'ny lalàn'ny Tompo hoe: Ny lahy voalohan-teraka rehetra hatao hoe masina ho an'i Jehovah. (Eks. 13. 2)