Luke 2:24 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
ary mba hanatitra fanatitra araka izay voalaza ao amin’ny lalànan’ny Tompo hoe: «Domohina roa, na zana-boromailala roa.» (Lev 12.8)
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
ary mba hanatitra fanatitra domohina roa, na zana-boromahailala roa, araka ny voalaza ao amin’ny Lalàn’ny Tompo.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Nitondra fanatitra araka ny voalaza ao amin’ny lalànan’ny Tompo ihany koa i Maria sy i Jôsefa, izany hoe fanatitra «domohina roa na voromahailala roa ».
Malagasy Bible 1865
ary mba hanatitra fanatitra araka izay voalaza ao amin'ny lalàn'ny Tompo hoe: domohina roa, na zana-boromailala roa (Lev. 12. 8).
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
ary mba hanatitra fanatitra araka izay voalaza ao amin’ny lalànan’ny Tompo hoe: «Domohina roa, na zana-boromailala roa.» (Lev 12.8)
malagasy
ary mba hanatitra fanatitra araka izay voalaza ao amin'ny lalàn'ny Tompo hoe: domohina roa, na zana-boromailala roa (Lev. 12. 8).