Luke 2:25 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary indro, nisy lehilahy iray antsoina hoe Simeona, tao Jerosalema; marina sady mpivavaka tsara io lehilahy io ka niandry ny fampiononana ny Israely; ary ny Fanahy Masina dia tao aminy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary indro, nisy lehilahy atao hoe Simeôna tao Jerosalema; ary marina sady mpivavaka tsara izany lehilahy izany ka niandry ny fanalana alahelo an’i Israely, ary tao aminy ny Fanahy Masina,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Tao Jerosalema tamin’izay dia nisy lehilahy nantsoina hoe Simehôna; olo-marina sady tena mpivavaka izany lehilahy izany ary fatra-piandry an’Ilay ho avy hampionona ny vahoaka Israely. Nombàn’ny Fanahy Masina izy
Malagasy Bible 1865
Ary, indro, nisy lehilahy atao hoe Simeona tao Jerosalema; ary marina sady mpivavaka tsara izany lehilahy izany ka niandry ny fampiononana ny Isiraely; ary ny Fanahy Masina dia tao aminy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary indro, nisy lehilahy iray antsoina hoe Simeona, tao Jerosalema; marina sady mpivavaka tsara io lehilahy io ka niandry ny fampiononana ny Israely; ary ny Fanahy Masina dia tao aminy.
malagasy
Ary, indro, nisy lehilahy atao hoe Simeona tao Jerosalema; ary marina sady mpivavaka tsara izany lehilahy izany ka niandry ny fampiononana ny Isiraely; ary ny Fanahy Masina dia tao aminy.