Luke 2:27 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary noentin’ny Fanahy Masina niditra tao amin’ny tempoly izy; koa rehefa nampidirin’ny ray aman-dreniny Jesosy zaza mba hanatanterahany Aminy izay fomba fanao araka ny lalàna,
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Dia nentin’ny Fanahy Masina izy hankao amin’ny Tempoly, ka nony nitondra an’i Jesoa zazakely ny rainy aman-dreniny hanao araka ny voadidin’ny Lalàna ny aminy,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Nentin’ny Fanahy Masina hankao an- kianjan’ny tempoly i Simehôna, raha niditra indrindra ny ray aman-drenin’i Jesoa zazakely mba hanatanteraka izay andidian’ny lalàna ny amin’ny zaza;
Malagasy Bible 1865
Ary nentin'ny Fanahy Masina niditra teo an-kianjan'ny tempoly izy; ary rehefa nampidirin'ny ray aman-dreniny Jesosy zaza mba hanaovany araka ny fomban'ny lalàna ny amin'ny zaza,
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary noentin’ny Fanahy Masina niditra tao amin’ny tempoly izy; koa rehefa nampidirin’ny ray aman-dreniny Jesosy zaza mba hanatanterahany Aminy izay fomba fanao araka ny lalàna,
malagasy
Ary nentin'ny Fanahy Masina niditra teo an-kianjan'ny tempoly izy; ary rehefa nampidirin'ny ray aman-dreniny Jesosy zaza mba hanaovany araka ny fomban'ny lalàna ny amin'ny zaza,