Luke 2:29 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Tompo ô, ankehitriny ny mpanomponao dia alefanao amin’ny fiadanana, araka ny teninao.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
«Ankehitriny, ry Tompo, vao alefanao am-piadanana araka ny teninao ny mpanomponao,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
–Tompo ô, alefaso amim-piadanana amin’izay ity mpanomponao, araka ny teninao!
Malagasy Bible 1865
Tompo ô, ankehitriny ny mpanomponao dia alefanao amin'ny fiadanana Araka ny teninao;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Tompo ô, ankehitriny ny mpanomponao dia alefanao amin’ny fiadanana, araka ny teninao.
malagasy
Tompo ô, ankehitriny ny mpanomponao dia alefanao amin'ny fiadanana Araka ny teninao;