Luke 2:3 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia samy nankany amin’ny tanànany avy ny rehetra mba hosoratana.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Dia samy nankany amin’ny tanàna niaviany avy izy rehetra mba hosoratana.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ary samy namonjy ny tanàna fiaviany avy ny olona rehetra mba hisaina.
Malagasy Bible 1865
Dia samy nankany amin'ny tanànany avy izy rehetra mba hosoratana.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia samy nankany amin’ny tanànany avy ny rehetra mba hosoratana.
malagasy
Dia samy nankany amin'ny tanànany avy izy rehetra mba hosoratana.