Luke 2:32 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
dia fahazavana ho fanambaràna amin’ireo firenena sady voninahitry ny Israely olonao.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
dia fahazavana hanilo ny Jentily sady voninahitr’i Israely olonao.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
dia fahazavana hampahalala Anao amin’ny hafa firenena ary hanome voninahitra an’i Israely vahoakanao.
Malagasy Bible 1865
Dia fahazavana hahazava ny firenena sady voninahitry ny Isiraely olonao.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
dia fahazavana ho fanambaràna amin’ireo firenena sady voninahitry ny Israely olonao.
malagasy
Dia fahazavana hahazava ny firenena sady voninahitry ny Isiraely olonao.