Luke 2:33 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Gaga ny ray aman-dreniny noho ny teny nilazana Azy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Dia gaga ny ray aman-drenin’ny Zaza noho ny zavatra nolazaina ny aminy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Gaga ny ray aman-drenin’i Jesoa noho izao tenin’i Simehôna momba ny zanany izao.
Malagasy Bible 1865
Dia gaga ny ray aman-dreniny noho ny teny nilazana Azy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Gaga ny ray aman-dreniny noho ny teny nilazana Azy.
malagasy
Dia gaga ny ray aman-dreniny noho ny teny nilazana Azy.